| Entrée (1/2) | 1 didin-tsokina |
| Mots élémentaires | 2 didy, 3 sokina |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra
6 (didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy [1.1] |
| Explications en anglais |
7 an injury, or chaps under the toes
[1.2] |
| Explications en français |
8 Crevasses aux articulations des doigts des pieds
[1.3#101] |
| Vocabulaire | 9 Santé |
| Entrée (2/2) | 10 didintsokina |
| Partie du discours | 11 nom |
| Explications en français |
12 petit bout d'une chose, pointe du bonnet.
[Tankarana]
[1.19] |
| Anagrammes | 13 didintsokina, didin-tsokina |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|