Entrée didin-tsokina (didy, sokina)
Partie du discours   expression
Définition malgache   aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra
¶ (didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   [sokina, a small hedgehog] an injury, or chaps under the toes [Richardson 1885]
Vocabulaire  

Entrée didintsokina
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] petit bout d'une chose, pointe du bonnet. [David 1952 (takila D)]

2017/03/10