Entrée didy foitra (didy, foitra)
Partie du discours locution
Définition malgache Fandidiana, eo am-pahaterahan' ny zaza, an' ilay tady nifandraisany tamin-dreniny nandritra ny mbola naha-tao ankibo azy
¶ Famorana, fora, fandidiam-poitra, fanikinan-jaza, hasoavana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise  didiam-poitra [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31