Entrée | difika | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazo; potika na silaby mipitika avy amin' ny fanapehan' ny mpanefy ny vy amin' ny tantanana; kilalaon' afom-by mipiritika [Rajemisa 1985] | |||
Traduction anglaise | a fragment, a splinter, anything which flies off with violence from a hard substance. See tsilaka [Richardson 1885] | |||
Dérivations |
| |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |