Entrée dify
Partie du discours nom
Définition malgache Lefitra, foritra, jongy atao amin' ny sisin' ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany indray: Manisy dify na mandify ny tsihy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a border plaited in mats, baskets, hats, etc. lify is used in the provinces. See lily, hodivitra [Richardson 1885]

Entrée dify
Partie du discours nom
Définition anglaise a mode of plaiting the hair by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Entrée dify
Partie du discours nom
Définition malgache Fialana amim-pahakingana mba tsy ho hita [Rajemisa 1985]
Définition anglaise turning aside [Richardson 1885]
 a turning aside [Hallanger 1973]
Définition française action de s'esquiver [Hallanger 1974]
Dérivations 

Entrée dify
Partie du discours adjectif
Définition malgache Lasa any ambadiky ny zavatra iray ka takona tsy hita: Dify ny masoandro. [Rajemisa 1985]

Entrée dify
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Tanala] ditsoka - potin-javatra tafiditra anaty maso: Dify ny masoko lehiroa [Rakotosaona 1972]
Synonymes difike

Entrée dify
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] famatorana rary [Rakotosaona 1972]

2012/11/01