Entrée dila
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] nidify [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   [Provincial] not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child [Richardson 1885]

Entrée dila
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] ampombo [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  
Synonymes   lila

2010/12/06