Entrée dimbana
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina: Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ
¶ Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly
¶ also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse. [David 1952 (takila D)]
Dérivations  
Autres orthographes  
Synonymes   ampelamamoly ~ limbana
Mots composés, titres, noms  
Analogie   Formes des cornes des boeufs
Illustrations  

2017/03/10