Entrée dinginana (dingina)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ihoarana, songonana: Nodinginan' ny mpifaninana aminy rehetra izy [1.1]
Explications en anglais To be exceeded, to be left behind [1.2]
Morphologie 
Présent : dinginana, dinginako, dinginanao, dinginany, dinginantsika, dinginanay, dinginanareo, dinginan', dinginan-, dinginam-, dingina-
Passé : nodinginana, nodinginako, nodinginanao, nodinginany, nodinginantsika, nodinginanay, nodinginanareo, nodinginan', nodinginan-, nodinginam-, nodingina-
Futur : hodinginana, hodinginako, hodinginanao, hodinginany, hodinginantsika, hodinginanay, hodinginanareo, hodinginan', hodinginan-, hodinginam-, hodingina-
Impératif : dingino

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05