Entrée dinta
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [Richardson 1885]
 a leech [Hallanger 1973]
Définition française sangsue [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  dintamborona ~ dintanala ~ dintandrano
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot dinta (1): Antsahadinta

2010/03/29