| Entrée | 1 disely |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [fr. du sel] Zavatra tahaka ny vovo-tsira, fotsy, somary mamiratra, ampiasaina' ho fanadiovan-kibo na fampivalanana; misy karazany roa ny disely, dia ny "sel de soude" ary ny "sel de magnésie", izay samy hafa ny fomba fiasany
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 Epsom salts [Fr. du sel]
[1.2] |
| Vocabulaire | 5 Economie: alimentation |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|