Entrée | divay | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Karazan-kazo salasala [Rajemisa 1985] | |
Traduction française | Ketmie oseille [Rajemisa 1985] | |
(du français « du vin »). ¶ [Sakalava] Hibiscus sabdariffa L. (Malvaceae). ¶ [Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala] Vitis microdiptera Baker (Vitaceae) (voir famakientana). [Boiteau 1997] | ||
Vocabulaire | Botanique: Herbe | |
Nom scientifique | Hibiscus sabdariffa, Vitis microdiptera | |
Entrée | divay | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Zavapisotro vita amin' ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin' ny fotoanan' ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon' ny litatra amin' ny sakafo mandritra ny ny andro [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | wine [Hallanger 1973] | |
Traduction française | vin [Hallanger 1974] | |
Origine | Français: du vin. | |
Articles | Randzavola: divay ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |