Entrée dodadoda
Partie du discours nom
Définition malgache Firehetan' ny afo misy kitay betsaka, midedadeda [Rajemisa 1985]
Définition française comme dedadeda [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée dodadoda (doda)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mandanilany foana ny ananana, mirobaroba izay ananana, mandany tafahoatra: Dodadoda loatra iny zanakao iny [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2012/11/01