Entrée dodona
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Maika fatratra, maimay te-hanao zavatra na hiteny eo no ho eo na handeha avy hatrany: Dodona erỳ Rakoto handeha hody
¶ Rototra, mafana fo: Tsy dodona akory izy nilazako izany. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   in a hurry; pushing violently [Hallanger 1973]
Définition française   [Tankarana] pressé. See dodoka. [David 1952 (takila D)]
Exemples  
1tsy mahapetraka fa efa maika, dodona be ihany. [Rajemisa: Fiteny 3, page 133]
2Soa ihany, fa izaho efa dodona amin' ny fahamaizako. [Andraina: I Vola, page 99]
Dérivations  
Citations  

Mis à jour le 2017/05/04