Entrée dodoria
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ilazan' ny foko sasany ny ady totohondry [Rajemisa 1985]

Entrée dodoria
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Haingana dia haingana, tsy misy fiatoana, maika dia maika: Tsy nisy fotoana nisakafoana akory fatsy maintsy novitaina dodoria ilay asa [Rajemisa 1985]
Définition française   [Tankarana] ininterrompu. [David 1952 (takila D)]

2017/03/10