Entrée dofitra
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza fidonana amin-javatra, fiantraika na fipokan' ny zavatra roa, saingy ny iray manatona fa ny iray donina tsy mihontsina eo am-pitoerana fotsiny, na ny iray mandona mievotra fotsiny nony midona amin' ilay iray hafa. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise root of voadofitra, dofirina, midofitra, mandofitra, andofirana, fidofitra [Richardson 1885]
Définition française choc des projectiles, des fardeaux, des navires, des embarcations [Abinal 1888]
Dérivations 

2019/08/25