Entrée dompy > lompy
Partie du discours nom
Explications en malgache Jiolahy, olona ratsy ary tsy valahara [1.1]
Exemples Mailaka mihitsy anefa ireto lompy mpanao be alina, satria raha tsy efa saka izy tsy ho sahy hitraka ny any am-bilanin'olona; [1.395]
Mots composés 

Entrée dompy > lompy
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra tsy azo anoharana na ihodivirana, toy ny fahafatesana: Lompy tsy mahahery [1.1]

Entrée dompy > lompy
Partie du discours nom
Explications en malgache Volomason' ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina [1.1]
Synonymes lopy

Entrée dompy > lompy
Partie du discours nom
Explications en malgache (teny tranainy) Loza [1.1]