Entrée dotra
Partie du discours nom
Définition malgache Fahamaizana amin' ny afo
¶ Fahaporetana [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes doro

Entrée dotra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Poritra eo am-panaovana raharaha na maika hahavita iavatra: Dotra ery sizy nampanao ahy ny akanjony [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2009/02/23