Entrée drakaka
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tsimihety] Karazam-poza vaventy, somary volomparasy manjamanja, monina eny amoron' ny ony akaikin' ny vinany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a species of crab. (Prov.) [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Dérivations 

2009/02/23