echec   
eseka
[fr. échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena [Rajemisa 1985]
fanorona
jeu d'échecs malagasy [Hallanger 1974]
tsifahombiazana
échec [SLP 1986]