| Entrée (1/2) | 1 eglizy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Trano ivorian' ny kristianina katolika ka anatrehany ny fombam-pivavahana samihafa
4 (Mazàna mizara telo manaraka ny lavany ny atin' ny eglizy ary misy andalan' an-dry roa mifanindrana mampisaraka azy ho telo ka mahatonga azy hibikan-tsambo amin' izy kely sakana nefa lava mitsoroaka; amin' ity hevitra itỳ ny eglizy dia atao hoe koa leglizy, na trano leglizy) [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a church building
[1.7] |
| Entrée (2/2) | 6 Eglizy |
| Partie du discours | 7 nom propre (anthroponyme) |
| Explications en malgache |
8 Fitambaran' ny kristianina iray filoha sy iray foto-pampianarana
[1.1] |
| Explications en anglais |
9 the Catholic church
[1.7] |
| Explications en français |
10 l'Eglise Catholique
[1.8] |
| Exemples |
11 misy tokoa boky sasantsasany raran'ny eglizy tsy hovakin'ny zanany;
[2.313#]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|