Entrée ehe
Partie du discours interjection [liste complète]
Définition malgache  [Betsimisaraka] tsia, tsy manaiky [Rakotosaona 1972]
 Tsy izany akory, tsy izany velively: Ehe! tsy niteny izany aho! [Rajemisa 1985]
Définition française  [Tankarana] non. [David 1952 (takila E)]

2017/03/10