Entrée ehô
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   [Tanosy] Bravo! [Rakotosaona 1972]

Entrée eho (aika)
Partie du discours   impératif du verbe passif ehina [liste]
Exemples  
1Eho ny fokonolona fa hikabary ny filoha [Rajemisa 1985]
2Eho ny mpianatra fa misy vaovao lehibe holazaina aminy [Rajemisa 1985]
Autres orthographes  

Mis à jour le 2015/11/01