Entrée eisy
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   Ampiasaina araka ny toe-javatra mitranga:
-- na fandavana izany: Eisy! tsy azo ekena izany fangatahanao izany
-- na famporishana hanarina tsy ho kivin' izay efa nitranga: Eisy! aza atao mahakivy izany [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/02/23