Entrée ekoatorianina
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Ny firenena tompon-tany any amin' i Ekoatera (Amerika atsimo): Ny fambolena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina
¶ Momba an' i Ekoatera, an' i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Ecuadorian, Ecuadoran [3.1]
Définition française équatorien, équatorienne [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: équatorien.
Analogues  Ekoatera

2012/12/26