Entrée enga
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   Entina hanehoana ny faniriana ao am-po; ny Enga dia arahin' ny teny hoe anie, ary ny matoanteny milaza ny ho avy no atao eo aorianany mandrakariva: Enga anie ho afaka izy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   oh that! may it be so! [Hallanger 1973]
Traduction française   puisse! plaise à Dieu! [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms  

Entrée enga
Partie du discours   adjectif
Traduction française   abandonné (village). (lèmby). [Tankarana] [David 1952 (takila E)]
Synonymes   ningia

Mis à jour le 2017/03/10