| Entrée | 1 eny ho eny |
| Mots élémentaires | 2 eny, 3 ho |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny na ombieny ombieny: Rakotra zava-maitso ny tanety rehefa lohataona ary misy voninkazo dia maniry eny ho eny [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|