Entrée erina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay efa azo: fanaovana izay hahazoana bebe kokoa noho ny anjaran' ny tena; tsy fahafahampo amin' izay efa azo sy nomen' ny olona. [1.1]
Explications en français Action de se montrer mécontent, de murmurer en recevant quelque chose, de demander davantage [1.3]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31