|
|
|
|

Entrée1 eseka
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 [fr. échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena [1.1]
Explications en anglais  4 chess [3.1]
5 échec [3.1]
Vocabulaire  6 Jeu

Anagrammes  7 akese, 8 eseka

Mis à jour le 2025/09/12