Entrée esikesika
Partie du discours nom
Définition malgache Famindra miadana tsy manano sarotra noho ny hatavezana sy ny hasemporana vokatr' izany. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée esikesika
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Betsileo] Enti-milaza omby sady be vatana no matavy [Rajemisa 1985]

2012/11/02