Entrée esona
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fofon' aina somary lavareny eo ampatoriana avoakan' ny orona toa fenofeno; tsy mafy ohatra ny erotra izay feo mitrotroka sy toa mitrona mihitsy aza ny esona [Rajemisa 1985]
Traduction française   respiration bruyante durant le sommeil
¶ fig. action de faire bonne chère [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Dérivations  

Mis à jour le 2017/06/15