Entrée etsetra
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache [latina et caetera] Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin' ireo voateny mbola tsy voalaza ka hafohezina amin' ny hoe ets no fanoratra azy: Betsaka ny karazam-balala: ny adrisa, ny valalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (sns) no asolo ny etsetra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise and so forth [Hallanger 1973]
Définition française et cetera [Hallanger 1974]
Nom scientifique et cetera
Autres orthographes 
Synonymes sy ny sisa
Tableaux et planches tous les pronoms

2018/12/16