| Entrée | 1 fadibare |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [Betsimisaraka] fomba fanao raha vokatra ny vary dia tsy maintsy omena aloha ny Zanahary sy Razana izay vao azon'ny olona hohanina; santabary
[1.78] |
| Vocabulaire | 4 Croyances |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|