Entrée fafy katrana
Mots élémentaires fafy ; katrana
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny voam-bary afafy amin' izao fa tsy mba nalona mialoha; fomba famafazana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo [1.1]
 Fomba famafazana voa tsy nampitsiriana mialoha
Fafy gaboraraka [1.13]
Explications en anglais Sowing dry or unmoistened rice, in opposition to the usual mode of first soaking it until germination [vaky vazana] has commenced. [1.2]
Explications en français Riz qu’on sème sans le faire germer préalablement dans l’eau [1.3]
Explications en malgache Méthode d'ensemencement de graine sans germination préalable
Dilapidation [1.13]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/12