| Entrée | 1 fahafainganana |
| Radical | 2 faingana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia.
[1.1] |
| Synonymes | 5 hafaingana, hafainganana |
| Tous les mots composés | 6 hetsika tokambika ny fahafainganany |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|