| Entrée | 1 fahagagana |
| Radical | 2 gaga |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Zavatra mahavariana ny saina, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsarany na ny habeny: Ny fanasitranana tampoka dia anisan' ny fahagagana sarotra hazavaina [1.1] |
| Explications en anglais |
5 wonder, astonishment, amazement; a wonder, a miracle. [1.2] 6 a wonder, a miracle; astonishment [1.7] |
| Explications en français |
7 miracle, prodige; étonnement [1.8] |
| Exemples |
8 Azoko lazaina hoe fahagagana.
[2.4#]
9 fahagagana tany Ampanarivoana! [2.270#] 10 Na izany aza tsy toerana fanaovana fahagagana akory ny Fiangonana, tsy antokon' olona tsy mahita afa-tsy ny tenany. [1.369#] |
| Synonymes | 11 hagagana |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 13 Randzavola: fahagagana ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|