Entrée fahamalina (malina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny fahamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy [1.1]
Synonymes hamalina

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20