Entrée fahamalinana (malina)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana: jerena ny aloha, todihina ny ao aoriana. Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise carefulness, prudence [Hallanger 1973]
Définition française prudence, circonspection [Hallanger 1974]
Synonymes hamalinana

2009/02/23