| Entrée | 1 fahamarinana |
| Radical | 2 marina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva
5 Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe: -- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby -- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay [1.1] |
| Explications en anglais |
6 the truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct
[1.7] |
| Explications en français |
7 vérité; justice; bonne conduite
[1.8] |
| Synonymes | 8 hamarinana |
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Citations | 10 Textes citant ce mot |
| Anagrammes | 11 fahamanirana, fahamarinana, 12 fahamiranana, 13 fanamarihana |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|