Entrée fahandro (handro)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mahandro: Hainao ve ny fahandro sokatra?
¶ Zavatra andrahoina: Aza dia manao be fahandro fa mandalo fotoan-tsarotra isika izao [Rajemisa 1985]
Citations 

Entrée fahandro (handro)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Azo handroina na andrahoina: Asa na fahandro io biby io na tsia [Rajemisa 1985]

2012/11/03