|
|
|
|

Entrée (1/2)1  faharomotana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  romotra
Explications en anglais  4  [1.7] the rabies
Explications en français  5  [1.8] la rage des chiens
Vocabulaire  6  Zoologie: (en général)
7  Santé

Entrée (2/2)8  faharomotana
Partie du discours  9  nom
Radical  10  romotra
Explications en malgache  11  [1.1] Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy
Fisafoahana, fisamontitra
Explications en anglais  12  [1.7] uncontrolled anger
Explications en français  13  [1.8] fureur
Exemples  14  [2.285#] ny sitrapo vesaran' ny tsiny sy ny heloka ka tonga malemy tsy mahahetsi-tena raha tsy idiran' ny demonian' ny fahatezerana sy ny fankahalana mbamin' ny faharomotana;
Vocabulaire  15  Emotions

Mis à jour le 2025/07/29