Entrée | 1 fahasiviambinifolo |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 jereo fahasivy amby ny folo [0] |
Exemples |
4 Mbola ho hitantsika ao aoriana kely fa nitohy ny fifandraisan' ny fanjakana Malagasy tamin' ny Arabo ao Afrika atsinanana na dia hatrany amin' ny taonjato fahasiviambinifolo aza
[2.366#10]
|
Anagrammes | 5 fahasiviambinifolo, 6 fahasivy amby ny folo |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |