|
|
|
|

Entrée (1/4) 1  fahasivy
Radical  2 sivy
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo [1.1]
Explications en français  5 neuvième [1.3]
Exemples  6  dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508#454]
Combinaisons  7 fahasivy amby ny folo

Entrée (2/4) 8  fahasivy
Radical  9 sivy
Partie du discours  10  nom
Explications en français  11 neuf brasses [1.3]

Entrée (3/4) 12  fahasivy
Radical  13 sivy
Partie du discours  14  nom
Explications en français  15 terme de Sikidy [1.3]
Vocabulaire  16  Croyances
Analogues  17  sikidy

Entrée (4/4) 18  fahasivy
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20 [Antemoro] fanahy, avelo [1.78]
21 [Bara] lolo, matoatoa [1.78]
22 [Betsileo] avelo, lolo [1.1]
Explications en anglais  23 the ancestors, or spirits of the ancestors [1.2]
Exemples  24  izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy"; [2.285#18]

Mis à jour le 2026/02/26