|
|
|
|

Entrée1 fahasondrianana
Radical  2sondriana
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Havarianana, harenohana [1.1]
Explications en français  5 Le ravissement, la distraction [1.3#629]
Exemples  6 Ary noho ny fahasondrianana tao tratrela, tamy ny enina no niandohana nipetrahana tao, ka tamy ny sivy famantaranandro vao nody. [2.59#]
Synonymes  7hasondrianana

Mis à jour le 2025/09/12