Entrée fahatany
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Taimoro] na inona na inona [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] tsinontsinona [Rakotosaona 1972]
   [Bara] foana, tsy misy antony [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] foana: miteniteny fahatany [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Taisaka] sans cause, en vain, inutilement [Deschamps 1936]
Synonymes   be fahatany

Mis à jour le 2009/02/23