Entrée fahatra
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin' ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin' ny toerana misy ny tena [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   See fahana, vahatra. [Richardson 1885]
Dérivations  

Entrée fahatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Teny ilazana amin' ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo:
-- ny loha lela: r
-- ny lany lela: 1
-- ny lanilany: g
-- ny nify: t
-- ny molotra: m
ka mahatonga ny hoe feo amolotra, feo andany lela [Rajemisa 1985]

Entrée fahatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   mpamorona [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2017/07/13