Entrée |
fahazarana
(zatra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika. [1.1]
|
Explications en anglais | Habit; familiarity from use or practice or acquaintance [1.7]
|
Explications en français | Habitude [1.3, 1.8]
|
| Familiarité par suite d'habitude [1.8]
|
Exemples |
1 | Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava.
[2.643]
|
2 | Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana.
[1.369]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Proverbes |
|