Entrée faingo mihantona (faingo, hantona)
Partie du discours   nom
Définition malgache   faingo ambony (') izay ampiasaina
-- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika
-- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka [Rajemisa 1985]
Traduction française   apostrophe [Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Analogie   Signes de ponctuation

Entrée faingomihantona (faingo, hantona)
Partie du discours   nom
Définition malgache   maritsoratra (') entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2014/10/23