|
|
|
|

Entrée1  fakofako
Radical  2  fako
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4  sweepings, rubbish, litter
fig. a great number, a multitude. [1.2]
5  trash, garbage [1.7]
Explications en français  6  ordures, rebut [1.8]
Exemples  7  Kesika nofenoina tany sy zezika ary fakofako mora lo no iompiana ny kankana. [2.117#]
8  Z' ialahy tsy andrian-dray tsy andrian-dreny, fa isan' ny fakofako sy ny vodiahitra arivo! [2.587#]
9  Madio ny ao an-trano, madio ny arabe, madio ny fiaram-bahoaka, madio ny zaridaina, madio ny any an-tsaha, eny , hatrany anaty ala fitsangantsanganana rehetra any no ahitana vata vy noken-drena hasian' ny olona fakofako sy poti-taratasy izay esorina ara-potoana. [2.356#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Synonymes  13  fako
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot fakofako

Anagrammes  15 fakofako, 16 fokafoka

Mis à jour le 2025/09/19