|
|
|
|

Entrée1  fakon' olona
Mots élémentaires  2 fako, 3 olona
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 Olona tsinontsinona, tsisy antony, indrindra ara-panahy sy ara toe-tsaina
6 Faikan' olona, tsaikan' olona [1.1]
Synonymes  7 faikan' olona, tsaikan' olona

Mis à jour le 2025/09/12