Entrée famakafakana (fakafaka (faka))
Partie du discours nom
Définition malgache Fanadihadiana sy famoaboasana zavatra iray hahitana ny tena fotony; fandinihana, famotopotorana, fanadihadiana [Rajemisa 1985]
 fanadihadiana zavatra iray ahitana ny tena fotony [SLP 1986]
Définition française information [Malzac 1893 page 442]
 analyse [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Famakafakana ny tononkalo: inona ny hevitra tian' ny mpanoratra hovelabelarina eto? [Rajemisa: Fiteny 3, page 21]
2Izany fironana vaovao amin’ny Lalàmpanorenana izany no fototra tsy maintsy hanompanana ny famakafakana ny fametrahana ny faritra tamin’ny 2004. [SeFaFi ]
3Sady hita fa mavesa-danja kokoa ny karazana sasany noho ny hafa, ka ilana famakafakana bebe kokoa. [Razafiarivony: Harivolana, page 87]

2015/11/29